24 décembre 2008

Raboussa no anarany !

Je ne suis pas fan de hip hop. Loin de là. Mais Raboussa est un millésime rare. Il y a de la vie. Il a de la vie. C’est hurlant de vie. C’est bruissant de vie. C’est crevant de vie. Insolent comme la liberté, libre comme l’insolence. Raboussa est un petit Queen en rap, un grand Rabe en baggy. C’est la rue, sans le trottoir.

"Bônetra" élà, ‘zà chapeau @là !

Raboussa - Zay Anaovan Azy.JPG



Jiolahimboto, hono ‘lisany. Angamba ? Tsy haiko. Fa tsy jio. Sady tsy boto.
Raboussa no anarany ! Voilà la différence.

Commentaires

Six e!

Ecrit par : Calimero | 24 décembre 2008

Répondre à ce commentaire

"C’est la rue, sans le trottoir"
Exactement, on ne peut trouver meilleure formule. ;)

Ecrit par : Rijiva | 24 décembre 2008

Répondre à ce commentaire

"Raha toa ka ho avy ny andro farany dia tsy hasiako nenina
Raboussa ny anarany"

je n'aime pas la musique mais effectivement, tena relevant ny message-ny.

Ecrit par : Ianja | 24 décembre 2008

Répondre à ce commentaire

Rijiva, ela be élà tsy hitako. In ny vaovao? @ samedi heriny misy soirée litt. dia mba tongava mizara soratra e!!!

Ecrit par : Mialy s'en fout | 26 décembre 2008

Répondre à ce commentaire

Tsipelina :

"Raboussa "ny" anarany" ity ttasy ty t@ voalohany. dia nahita lé commentaire Rajiosy sur abdo d'obama za dia lasa nieritreritra hoe "no" sa "ny" ary ny fampiasa? @ zao andro fety zao dia izany no adin-tsaiko. Na izaho no olontsambatra indrindra na izaho no mampalahelo indrindra.... :)))

Ecrit par : Mialy s'en fout | 26 décembre 2008

Répondre à ce commentaire

no-no be izany ni-ny ô

Ecrit par : Rajiosy | 27 décembre 2008

Répondre à ce commentaire

Tena reviko be ny hiran'io bandy io sady azo lazaina fa misy saina ihany lery satria toa oe ingenieur agronome hono izy io izay azo ambara @ tsy fitoviany @ireo mpanao rap namany sanay izany oe any @ resaka parole moa no tiako lazaina sy ny rima.

Ecrit par : pakysse | 30 décembre 2008

Répondre à ce commentaire

Sendra nandalo....
Miombo-kevitra tanteraka @ mpanoratra aho. Tovolahy matanjaka, na ara-tsaina io na ara-batana. Tena ho lasa lavitra raha tsy mibolisatra (sa mibilisatra ???). Maha tonga saina ny fomba firesany.

Ecrit par : Rondro | 17 janvier 2009

Répondre à ce commentaire

misaotra t@commentaire anareo..... mlay zany eeeeee! big up doly e!

Ecrit par : fy | 30 novembre 2009

Répondre à ce commentaire

:)))) Jereo Fy, ilay sipa iray ao aminay :)
( Dia jereo koa i Mialy, ilay sipa manjakazaka be eto amin'ity blaogy ity hahahahahaha)

Ecrit par : klem | 30 novembre 2009

Répondre à ce commentaire

Ecrire un commentaire