09 décembre 2008

Teny miaina, miaina, miaina!!!

Tsy izaho no nahavita izao :)))) fa officier de police izay sady mpanoratra ihany koa, no tena akama bôn e, maka anô razoky a!!!!
"Namangy ny namany teny Andranomanalina ny mpilalao avy ao Isotry fa maty ny mpilalao rugby iray."

fidodido.gif


- K’aiza k’aiza daholo ‘nareo
- 'Zao kobonareo zao.
- Mamangy amin’ny tena fahoriana nama ‘zay ah !
- Mersiii !
- ‘Zay moa ‘zany, ny tary et @ tanàna ihany, nahakobo an’le fahoriana, tsy tonga hanome lagy fa tena mba hoe hampionona e.  Arakareo tsara le fandehany am’zao fahoriana m’dona amin’ny fianakam’s ‘zao de tonga eto ‘zay ka de mitonja ny teny fampiononona am’nareo. Lery moa ‘maly nizozy ringby taminay dia gaga ‘zahay nahita le ferapara misoratra ery fa mox razoky. K’atao ahoana moa ry akama fa samy manana ny sanjilany ka dia lery klou no nipà vaolou fa samy mbola hikidaona any dôly e. ‘Zahay tsy be kafara fa amin’ny fomban’ny dinôzoro ze mbola tsy hita ze maha nôfa azy aloha hatramzao de ity zany misy S kely mba ho kalin’ny velona sy no katan’ny maty. Mety ho kala sy clou no vraky ao fa ‘zay no mba vita fa le fo no mameno azy eh. Dia mba ho lasan’izay ny gijagija rehetsa.
- Mersi bôkou fa na kala sy clou aza ny ato dia fantatsa fa fanaporofanero fa tena revenareo mitsy ny fianakam’s sy lery ka de mbola mersi fôna e.
- Ny sasany moa mbola be kanja ka hikisaka kely hiaps fa misy ihany ny histance hiara-manala azy aminareo ihany. Hijaikojaiko ôtsan’ny ny ninja fa tsy higodogodona ôtsan’ny kômondo.
- Ié, de tena misôtsa anlisany fa tena manana kôfboay akama e, ary tena tsy navelanareo horevenay seul le kôzy fa tena tonga nareo nitontona avy any, sady ‘zay njay tena miaraka amin’lé fandehany ka misôtsa betraka. Mba ho revy milay njay no ifampikôziana ammanaraka e. Ho anze tsy maintsy hidila dia bonsens raha ho any France fa ze histance de istawak fa bobaka ny kawatry dia afaka mvazo koa.
- ‘Zay fa sura any e
- Okay e

Commentaires

ôtsan tena voan'ny fanjekirekena be zany zay kle

Ecrit par : Klem | 09 décembre 2008

Répondre à ce commentaire

"de ity zany misy S kely mba ho kalin’ny velona sy no katan’ny maty"

lol

Ecrit par : Klem | 09 décembre 2008

Répondre à ce commentaire

Mihasarotra izany voambolana izany ... misy ilàna mpandikateny ... ohatr'anay izay efa ela tsy nandalodalo teny amin'ny tetezan'ny bekiraro teny ;)

Ecrit par : tomavana | 09 décembre 2008

Répondre à ce commentaire

istawak ????
sao dia maika hikalista fotsiny lisany ka hoe hikanja hikanja
ny mbola tsy koboko hatramin'izao dia hoe ahoana no mahatafita argot frantsay any @ tanàna : ohatra izao ilay hiaps io na ilay hoe hikasidal (casse-dalle)

Ecrit par : Rajiosy | 09 décembre 2008

Répondre à ce commentaire

Istawak, c " tsy koi "mivadika. fa lé hiaps angaha teny vazà? Fa tsy hoe "hipà" mivadika koa, hoe "'za hipà an", andé za. sa?

Ecrit par : Mialy s'en fout | 09 décembre 2008

Répondre à ce commentaire

ANDANA MATORY!!!

Ecrit par : Anna | 09 décembre 2008

Répondre à ce commentaire

Ka tsy afa-mikalista d alônay razoky tena mistance ambody souls eto a, kôpy enao

Ecrit par : Mialy s'en fout | 09 décembre 2008

Répondre à ce commentaire

hi-pas, en verlan vozongo, hi-aps
aza miteniteny foana eo fa ndana matory e

Ecrit par : Rajiosy | 10 décembre 2008

Répondre à ce commentaire

tena mahalatsaka be ty hoe : " bonsens raha ho any France fa ze histance de istawak" hahahahahahaha

Ecrit par : bonsensrahahoanyfrance | 10 décembre 2008

Répondre à ce commentaire

iz'lay e. Dia tsy nitsangana t@ maty ve i lery vao lasa dinôzoro ra naheno an'izany kôzy zany ??? lol

Ecrit par : Clark | 12 décembre 2008

Répondre à ce commentaire

Ecrire un commentaire