11 novembre 2008

Amoronao

Hividianako sôkôla
Hitondrako vespa
Tsy avelako harary na inona na inona
Fa ho ody tazo ho anao ny nivaquine
Voninkazo zakarandà, no hamenoantsika ny agenda
Tsy resahiko politika
Tsy resahiko fivavahana
Fa ho ampireveko THB
Mba ho soa ny fiarahana
Hividanako saucisson
Hijerentsika vidéo
Ampireveko la glace
Sy jus-na mananasy
Fa tiako ny amoronao

Samoela

BAISER4.jpg

Commentaires

Aleonay rangà ato @ ty sameola ity no miresaka a. Mba soft ny température ato lol

Ecrit par : Klem | 11 novembre 2008

Répondre à ce commentaire

Tokony hoe "Hampireveko" THB fa tsy "ho ampireveko THB"? Ahoana moa ny filazana ny ho avy, eto ve no miasa ny hoe ka-, tra-, na-??? ( sa tena tsy mitombona mihintsy zany fanontaniako izany??) --- dia afaka mibirioka any an-kafa indray ny resaka, ohatra hoe IANAREOTANORASADYTSYMAHAYMITENYGASYNOTSYMAHAYTENIMBAZAHA-

Ecrit par : Mialy s'en fout | 13 novembre 2008

Répondre à ce commentaire

NANKAIZANYZANAKONANKAIZANYZANAKONANKAIZANYZANAKO

:)))) raha tsy taty Tanà tao anatin'ny 20 taona aloha dia tsy mahazo an'io e

Ecrit par : Ianja | 13 novembre 2008

Répondre à ce commentaire

hihihi, t marrante.
ary indry koa miaraka adala amiko eto foana an ;)))

Ecrit par : Mialy s'en fout | 13 novembre 2008

Répondre à ce commentaire

f'angaha tsy hoe AHOANANYZANAKORAHA... ilay izy ?
aza hitako ka ohatr'izany no hiafaran'io Msft io !! :-)

Ecrit par : Rajiosy | 13 novembre 2008

Répondre à ce commentaire

Ecrire un commentaire