19 décembre 2007
Asa izay raha tsapany....
Hafahafa ho'aho ny tontolon'izy iny
Zakaranda mipoapoaka
Fonfon-tany mando no mba tiany
Rehefa volana Oktobra
Fonfon-tany mando no mba tiany
Rehefa volana Oktobra
Orana mitendry ny fanitso
Izay no hira tiany indrindra
Ilay masoandro mody hamonjy ampitso
Sinemany takariva
Izay no hira tiany indrindra
Ilay masoandro mody hamonjy ampitso
Sinemany takariva
...
Fa nitoetra teo iny fitiavako iny
Tsy mba nisy resa-be
Arahaba iray, tsiky no nidify
Tsy mba nisy resa-be
Arahaba iray, tsiky no nidify
Dia samy lasa nandeha
Samy mba nanohy ny eritreriny any
Ny azy aloha tsy fantatro
Fa ny ahy niova hira ihany
Ny azy aloha tsy fantatro
Fa ny ahy niova hira ihany
Asa izay raha tsapany...
Zakarandà, Lolo sy ny Tariny
23:39 Ecrit par Mialy | Lien permanent | Commentaires (13) | Envoyer cette note | Tags : JACARANDA, LOLO SY NY TARINY
Commentaires
Ecrit par : Charlie | 19 décembre 2007
Répondre à ce commentaireEcrit par : Gentl' | 19 décembre 2007
Répondre à ce commentairehttp://www.haisoratra.org/gasycool/?p=261
Ecrit par : Vola | 20 décembre 2007
Répondre à ce commentaireEcrit par : Angelo | 20 décembre 2007
Répondre à ce commentairehttp://zagasy.blogspirit.com/
Ecrit par : Bebey | 20 décembre 2007
Répondre à ce commentairehttp://www.lolosynytariny.com/
Ecrit par : Bebey | 20 décembre 2007
Répondre à ce commentaired abord bravo mille fois pour ce blog drole, vivifiant, tonique, intelligent (bon c est vrai il y a mylene farmer mais je suis d accord on peut pardonner tellement le reste decoiffe !!!)
ensuite merci a tous ceux qui ecrivent en malgache, c est une vraie torture mais quel delice, maromaroa ny torak'izany fa izaho kosa miala tsiny indrindra.
Angelo ecrit bien n'est-ce pas, tout le monde est d'accord je pense, et pour chacune de ses 1001 chansons il doit avoir autant de commentaires, de souvenirs, d'anecdotes comme ce qui est poste ci-dessus. Et puisque les LSNT ne semblent pas annoncer de futur cd, pourquoi ne publierait-il pas un livre-album avec chaque morceau annote commente etsss ?On pourrait lancer une souscription, je promets d'etre la premiere a souscrire, je veux bien souscrire deux fois meme.
C'est ma tres bonne idee et je la partage, pas vous ? Angelo, au boulot !
Ecrit par : Laura | 23 décembre 2007
Répondre à ce commentaireAdala-na LSNT koa e:)
Ecrit par : maintikely | 25 décembre 2007
Répondre à ce commentaireEcrit par : tomavana | 25 décembre 2007
Répondre à ce commentaireEcrit par : Laura | 27 décembre 2007
Répondre à ce commentaireEcrit par : Angelo | 01 janvier 2008
Répondre à ce commentaired toizako itsy ambony itsy fa mlay b koa!
Raha vao mirotsaka ny oram-panala
Mitanjaka ny ala,mangitsy ny anio
Io fa nivadika ny Kalandary
Ka efajato andro izy no nitomany
Ô! dila sahady ny taona
Nifampiandry foana izy roa
Kay efa nifanao fotoana
Herintaona tany aloha
Ny taratasin'i Razazavavy
Zary mankanavy tonga isanandro
Ny heritreritr'i Razazalahy
Toa feno ahiahy manidina avo
Ary soa fa ny lohataona
Dia marimpotoana tsy diso
Ka izy no hanary dia
d rôvina iany ry Lôlô vao mba o ento @Tanàna fa leo Mahaleo a zany!!!
Ecrit par : afamitsko | 30 janvier 2008
Répondre à ce commentaireEcrit par : afamitsko | 30 janvier 2008
Répondre à ce commentaireLes commentaires sont fermés.